|
|
|
|

Entry1  olona
Part of speech  2  noun
Morphology 
3  Simple :
Derivatives 
4  Passive verbs :
5  Names :
All compound words  6  176 words containing olona
Explanations in Malagasy  7  [1.1] Teny ilazana ny toetra amam-pomban' ny olombelona (jer. io teny io): Ny fanahy no olona
Teny ilazana ny olombelona tsy voafetra mazava na ny toetrany na ny isany: Misy olona mitady anao ao an-tokotany
Vahoaka: Olona re izay tao an-tsena tao izay
Amin' ny fitenin' ny ankizy, teny entiny milaza ny tenany: Manko ny olona vonoin' i Koto รด!
Explanations in English  8  [1.2] a person, somebody, a human being. Olo is used in the provinces. [mal. And other dialects orang, amboyna malona and malono.]
9  [1.7] a human being, man; someone
Explanations in French  10  [1.8] homme, personne; quelqu'un
Examples  11  [2.499] Ireto olona tokony ho mpifandrafy.
12  [2.48] Vazimba no maromaro teto, olom-pohy
13  [2.472] Nanomboka ny fisamborana ny olon' antoko.
14  [2.48] ka ny olon-drehetra dia samy mody amy ny havany avokoa.
Analogs  15  olom-banona, fototr' olona, olom-boantsongo, tsongoin' olom-bolo, manam-panahy, voahangy tsy arahin-katina, heni-kaja, tsy voavidim-bola, androvo, faikan' olona, lamokan' olona, tsaikan' olona, fatritran' olona, farafaikan' olona, karin' olona, abilin' olona, kitoatoan' olona, alikan' olona, olona tsy vanona, amboan' olona, fakon' olona, kolokolon' olona, bandro, amboafitritra, fotsy fanahy, olona lany hasina, olona lany henatra, olona tsy manjary, olona tsy vaky atatra, olona tsy vaky afero, tsy valahara, afa-baraka, afa-boroka, tsy manan-kenatra, olona mamoa fady, mavoin-tena, tsy misangy hajan-tena, mialabara-tena, maniva tena, manary ilo mby an-doha
Proverbs  16  Proverbs containing the word olona
Article  17  Randzavola: olona ao amin' ny Baiboly

Anagrams  18  naolo, olona

Updated on 2025/08/10