| Fizahan-teny | 
 | 
  | 
|   | 
Ohabolana misy ny teny hoe : tsikalakala
 | 
 | 
  | 
| Ohabolana 1 | Aleo very tsikalakalam-bola toy izay very tsikalakalam-pihavanana. [2.415 #4103, 1.1]
 Aleo very tsikalakalan-karena, toy izay very tsikalakalam-pihavanana.  [2.165 #171, 2.653 #114]
 | 
| Fanazavana malagasy | Aleo very vola toy izay tapaka fihavanana; nentin' ny Ntaolo hilazana fa ny fihavanana dia zavatra sarobidy miohatra noho ny vola.  [1.1]
 | 
| Dikanteny frantsay | Il vaut mieux perdre son argent que de perdre les usages et les détails qui maintiennent et fortifient l'union et l' amitié.  [2.415 #4103]
 Il vaut mieux que ce soit la bourse qui souffre un peu, plutôt que les amitiés.  [2.165]
 | 
 | 
  | 
| Ohabolana 2 | Ny tsikalakalan-karena manam-pahalaniana, fa ny tsikalakalam-pihavanana tsy manam-pahalaniana. [2.165 #172]
 | 
| Dikanteny frantsay | Les petits moyens d' augmenter son avoir ne réussissent pas toujours, tandis que ceux qui servent à fortifier (ou obtenir) l' amitié sont toujours efficaces.  [2.165]
 | 
 | 
  | 
| Fizahan-teny | 
 | 
  |