|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  Ambatomanga
Singan-teny  2 vato, 3 manga
Sokajin-teny  4  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Voambolana  5  Haitoetany: tanàna

Teny iditra (2/2)6  Ambatomanga
Singan-teny  7 vato, 8 manga
Sokajin-teny  9  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Ohatra  10  Raha naka voasary aman-javona aho
ento hankany ambatomanga
raha naka voasary aman'erika aho
ento hankany Antananarivo
fa ny eo no zanaky ny tsy mandalo soa
[2.131]
Voambolana  11  Haitoetany: tanàna
Mpanahaka  12  nytendrombohitraroambinifolo
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io
Teny nalaina  14  Soratra misy io teny io
Sary 

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/08