|
|
|
|

Teny iditra1  Ambohimanoa
Singan-teny  2 vohitra, 3 manoa
Sokajin-teny  4  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  5 Amin' ny tantara malagasy dia telo ny tendrombohitra malaza eto Imerina sy ny manodidina,
6 dia Andringitra,
7 Ambohimanoa, ary Ankaratra. ... [1.10]
Voambolana  8  Haitoetany: temdrombohitra, saha
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17