|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  ~ar~
Sokajin-teny  2  tsofoka [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  3 infixe qui entre dans la composition de racines secondaires:
4 tsarapaka (tsapaka),
5 karepoka (kepoka) [1.12]

Teny iditra (2/2)6  Ar    
Sokajin-teny  7  anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy  8 Singa mietona, faha-18 amin'ny
9 fisokajiana miherina. [3.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 Argon. [3.1]
Voambolana  11  Simia
Tsanganana sy sary iray takila  12  Fisokajiana miherina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/20