Entry (1/3) | 1 aza |
Part of speech | 2 adverb [Full list] |
All compound words | 3 27 words containing aza |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Enti-mandrara tsy hanao zavatra: Aza mikiakiaka mankarenin-tsofina eo ianareo, rankizy Enti-mirary mba tsy ho voa, mitovy amin' ny hoe enga anie tsy...: Aza manody ny taranako sy ny taranakao izany! Enti-manohana zavatra mba tsy ho tonga, tsy hisy: Aza tsiny raha manapaka ny teninao aho |
Explanations in English |
5 [1.2] an adverb of prohibition or deprecation, followed by a present tense. Do not, may it not, be not, as: aza mandeha, Do not go. 6 [1.7] don't; used with active and occasionally with passive verbs, but never with the imperative |
Explanations in French |
7 [1.8] ne..., ne pas... ; se met devant les verbes actifs et quelquefois devant les verbes passifs, mais jamais devant les verbes impératifs |
Entry (2/3) | 8 aza |
Part of speech | 9 adverb [Full list] |
Explanations in Malagasy |
10 [1.78] [Tambahoaka]
aiza? |
Synonyms | 11 akaza? |
Entry (3/3) | 12 aza |
Part of speech | 13 particule [Full list] |
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
17 [1.1] Teny miaraka mandrakariva amin' ny hoe na dia izay mialoha azy ka enti-milaza fiaikena: Na dia mahantra aza izy, tsy mba mangalatra na oviana na oviana |
Explanations in English |
18 [1.2, 1.7] even though, even |
Explanations in French |
19 [1.8] quoique, même, quand même |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |