|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/5) | 1 -bala |
| Sokajin-teny | 2 endritenin' ny hoe vala |
| Teny iditra (2/5) | 3 bala |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Firaka boribory alefan' ny basy amin' ny herin' ny vanja [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 a bullet [1.2, 1.7] 7 a ball [1.2] 8 a cartridge [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 balle [1.3, 1.8] 10 boulet [1.3] 11 obus ; cartouche [1.8] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 16 Miaramila |
| Kamban-teny rehetra | 17Fikambanana 7 amin' io teny io |
| Teny iditra (3/5) | 18 bala |
| Sokajin-teny | 19 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
20 poles, etc., used in carrying heavy burdens [Provincial]
[1.2] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 24Fikambanana 4 amin' io teny io |
| Ohabolana | 25 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (4/5) | 26 balà |
| Sokajin-teny | 27 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana balana [Fitanisana] |
| Teny iditra (5/5) | 28 Bala |
| Sokajin-teny | 29 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny anglisy |
30 Baal [2.996] |
| Fanazavàna teny frantsay |
31 Baala [2.996] |
| Voambolana | 32 Soratra Masina |
| Tovy hevitra | 33baala, baala, baala |
| Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 34Toko sy andininy momba Bala |
| Fivaditsoratra | 35 Bala, bala, balà |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|