|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  vala
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 rova [Tambahoaka] [1.78]
4 fefy [Taisaka, Tanala, Tanosy] [1.78]
5 Fefy manodidina: Asio vala ny akohonareo fa manimba ny tanimbolinay
6 Faritra na toerana andrian' ny omby ao an-tanàna; fahitra: Nihoatra ny vala ilay zanok' omby halina
7 Fizarazaran' ny tanimbary: Manana tanimbary telo vala i Dadabe eny Antanintsaonjo
8 Antoko, fifehezana: Irina mba tsy hisy afatsy vala tokana ho an' ny Kristianina rehetra. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 an enclosure, a pen; a border [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 enclos (un), parc à boeufs (un), bordure (une), village (un), finage (un) [Provincial] [1.8]
11 domaine, parc, enclos, finage [1.13]
12 clôture, entourage en bois [1.196]
Ohatra  13  Namaky vala ny ombinay roa lahy indray alina. [2.472]
14  Ary ny trano tany, noferany am-bohitra vita vala hady. [2.245]
Haiendriteny 
15  Tsotra :
16  Tovonana :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  33  Fikambanana 51 amin' io teny io
Ohabolana  34  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/3)35  vala
Sokajin-teny  36  anarana
Fanazavàna teny frantsay  37 ensemble [1.13.fr#216]
Voambolana  38  Matematika: alijebra

Teny iditra (3/3)39  vala
Sokajin-teny  40  anarana
Fanazavàna teny frantsay  41 Nom donné à diverses espèces d'arbres ou d'arbustes utilisés pour faire des clôtures. Les plus communément relevés sont :
42 Dombeya ambongensis Arènes (Malvaceae). Relevé par P. Boiteau à Fort Dauphin, 1972.
43 Fibres des écorces utilisées en corderie et pour les tissages grossiers. [Tanosy]
44 Dombeya lecomtei Hochr. ; réf. Service Forestier 12943 ; Dombeya parvipetala Arènes ; réf. Decary (nom relevé sur le type de l'espèce) ; Dombeya valafotsy Arènes ( Malvaceae) ; réf. Réserves Naturelles 2758.
45 Toutes ces espèces ont des écorces fibreuses et servaient autrefois à lier entre elles les pièces d'une charpente.
46 Elles étaient multipliées volontairement par bouturage. [Tandroy] [1.196]
Voambolana  47  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  52 Alva, 53 lava, vala

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17