|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 C ~ c
![]() |
| Sokajin-teny | 2 anarana (eva) |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Tarehintsoratra ary renisoratra tsy hita amin'ny abidy malagasy,
4 fa hita amin'ny abidy anglisy, frantsay, sns. [3.1] |
| Mpanahaka | 5 abidy |
| Tsanganana sy sary iray takila |
6 Ny abidia |
| Sary |
|
| Teny iditra (2/4) | 7 C ~ c
![]() |
| Sokajin-teny | 8 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
9 marika romana izay milaza ny isa 100
[3.1] |
| Voambolana | 10 Matematika: rafitrisa |
| Tsanganana sy sary iray takila |
11 Ny isa |
| Teny iditra (3/4) | 12 c
![]() |
| Sokajin-teny | 13 anarana (eva) |
| Fanazavàna teny malagasy |
14 ilazana ny halakim-pandehan'ny hazavana ao amin'ny habaka ny
15 c amin'ny marika ifanekena fisika: 16 c dia mira aminy 299.792,5 kilômetatra isan-tsegondra 17 (300.000 noboriborina). [3.1] |
| Voambolana | 18 Fizìka |
| Teny iditra (4/4) | 19 C
![]() |
| Sokajin-teny | 20 anarana (eva) |
| Fanazavàna teny malagasy |
21 dionariña
22 na 23 karbônina. 24 Singa mivaingana, fahenina amin'ny 25 fisokajiana miherina. [3.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
26 carbon
[3.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
27 carbone
[3.1] |
| Voambolana | 28 Simia |
| Tsanganana sy sary iray takila |
29 Fisokajiana miherina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/20 |
|