|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 dimbinantsy |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Ahitra na anana izay maniry eo amin' ny tahony efa nakana na nanapahana.
4 (Matetika no tapahina amin' ny antsy ny anamamy toy izany ka izany no nahatonga ny anaran' io karazan' anamamy io hoe: 5 anamamy dimbin' antsy) [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
[dimbin-antsy]
6 the after-crop growing up of itself; lit. that which is after the sickle.
7 See kolokolo [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[dimbin' antsy]
8 (de dimby : repousse, regain, et antsy : le couteau).
9 Regain ; seconde récolte après la moisson du riz faite au couteau ; se dit aussi pour certains légumes verts dont on coupe périodiquement les feuilles, notamment Solanum nigrum L. (voir anamamy). [1.196] |
| Voambolana | 10 Haizavamaniry: ahitra |
| Mpanahaka | 11 dimbintanana, 12 kolokolo |
| Kamban-teny rehetra | 13 anamamy dimbinantsy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|