|
|
|
|

Entry (1/3)1  fanambarana
Part of speech  2  noun
Root  3  ambara
All compound words 
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Filazana zavatra mbola niafina hatramin' izay: Fanambarana ny tetika nataon' ireo olon-dratsy
Filazana vaovao lehibe ampahibemaso: Nanao fanambarana tao amin' ny fampielezam-peo ny Filohan' ny Nosy
Explanations in English  9  [1.7] revelation, disclosure
Explanations in French  10  [1.8] révélation, action de manifester

Entry (2/3)11  fanambarana
Part of speech  12  noun
Root  13  tambatra
Explanations in Malagasy  14  [1.1] Fanakambanana, fampiraisana, fanatontaliana, fampitohizana: Ataovy ny fanambarana ireto isa ireto

Entry (3/3)15  Fanambaràna
Part of speech  16  name (biblical book)
Explanations in English  17  [2.996] Revelation: one of the books of the Bible
Explanations in French  18  [2.996] Apocalypse: un des livres de la Bible
Vocabulary  19  Holy Scriptures
Synonyms  20  apokalypsy, apokalypsy, apokalypsy

Updated on 2025/08/10