|
|
|
|

Teny iditra1  tambatra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Firaisana tsy misaraka, fikambanana ho iray. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 état de ce qui est joint, uni, mis ensemble [1.3#657]
5 total, somme, résultante [1.13]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Mpanahaka  23  totaly
Kamban-teny rehetra  24  Fikambanana 13 amin' io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09