|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fandriam-pahalemana |
| Singan-teny | 2 fandriana, 3 fahalemana |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Fiadanana, tsy fisian-tabataba na horohoro
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 public order, tranquility; peace between nations
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 ordre public, tranquilité; paix entre nations
[1.8] [fandriampahalemana] 8 paix [1.13] |
| Ohatra |
9 Tia fandriampahalemana izahay, Tompoko.
[2.270]
10 Tsy hisy fandriampahalemana ho an' ny vady aman-janaka. [2.528] 11 Izy no fototra iorenan' ny fandriampahalemana ara-tsosialy. [4.27] 12 Isan-kerinandro dia misy foana ny fivoriana iraisan’ireo tomponandraikitra ambony mikasika ny fandriam-pahalemana sy ny filaminana eo anivon’ny tafika, zandary ary miaramila. [4.11] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|