|
|
|
|

Teny iditra1 fara hatoka
Singan-teny  2fara, 3hatoka
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 [farahatoka] Ny hatoka mikasika indrindra ny loha (ny faritry ny hatoka mifandray amin' ny taolam-bozona kosa atao hoe "hatok' angidina")
Ny fomban-drazana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 The upper part of the nape of the neck. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7 l'extrémité de la nuque
Figuré: usages des ancêtres [1.3#152]
Voambolana  8 Haiaina

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11