| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra (1/8) | 1 fara | 
| Sokajin-teny | 2 anarana na mpamaritra | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
3 Taranaka, dimby, solofo (tsy fampiasa irery afa-tsy amin' ny hoe "Arahaba nomen' Andriamanitra ny fara, mahazo fara". Fa matetika dia miaraka amin' ny teny hoe "dimby": Hoderain' ny fara aman-dimby ny olona nahavita soa toa azy (ampiasaina atao eo alohan' ny anarana). Amin' ny fotoana na amin' ny laharana aoriana indrindra: Nanao fara jery ny zanany izy dia lasa Amin' ny laharana ambony indrindra: Tonga amin' ny fara voninahitra izy (tsara homarihina fa mitovy amin' ny hoe "farany" ihany ny hoe "fara", saingy ny "fara", atao alohan' ny anarana, ny "farany" kosa eo aoriana: farajery, fijerena farany [1.1]  | 
| Fanazavàna teny anglisy | 
4 the last; offspring, children, an heir, succession, progeny. [Ar. fark, pulus (=furar). Comp. the Heb. par, a calf, a young bull; Germ. farr; also the Heb. bar, son, and the whole group of words from the same root (as parah=barah; Sansk. bhri (Zend. bara); Gr. phero; Lat. fero=Eng. bear, etc.] [1.2] 5 the last; the supreme; a descendant, a child [1.7]  | 
| Fanazavàna teny frantsay | 
6 final, dernier, suprême [1.3] 7 fin [Taisaka] [1.82] 8 dernier-né [1.54] 9 le dernier; descendant, descendance; cf. farana [1.8]  | 
| Sampanteny | 
  | 
| Voambolana | 16 Fifandraisana: fianakaviana | 
| Mpanahaka | 17 farana | 
| Kamban-teny rehetra | 18Fikambanana 70 amin' io teny io | 
| Ohabolana | 19 Ohabolana misy io teny io | 
| Teny iditra (2/8) | 20 fara | 
| Sokajin-teny | 21 anarana | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
22 Fepetra ifanarahana mialoha amin' ny fifanekena ifanaovana, [1.1] | 
| Fanazavàna teny frantsay | 
23 (farafara plus usité) les stipulations, les obligations, les conditions préalables d'un pacte, d'un contrat, les préliminaires d'un traité [1.3] | 
| Tovy hevitra | 24farafara | 
| Teny iditra (3/8) | 25 fara | 
| Sokajin-teny | 26 Tsy lazaina | 
| Fanazavàna teny anglisy | 
27 [1.2] | 
| Sampanteny | 
  | 
| Teny iditra (4/8) | 31 fara | 
| Sokajin-teny | 32 anarana | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
33 fijinjana vary, fararano [Taimoro]
 [1.78] | 
| Kamban-teny rehetra | 34arahaba nomen' andriamanitra ny fara | 
| Ohabolana | 35 Ohabolana misy io teny io | 
| Teny iditra (5/8) | 36 fara | 
| Sokajin-teny | 37 anarana | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
38 ampinga, aro [Taimoro]
 [1.78] 39 ampinga [Taisaka] [1.78]  | 
| Fanazavàna teny frantsay | 
40 bouclier [Taisaka]
 [1.82] | 
| Voambolana | 41 Miaramila | 
| Teny iditra (6/8) | 42 fara | 
| Sokajin-teny | 43 anarana | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
44 Tilikambo avo misy fanala mirehitra amin' ny alina manondro ny lalana tokony halehan' ny sambo na ny fiaramanidina [1.1] | 
| Teny iditra (7/8) | 45 fara | 
| Sokajin-teny | 46 anarana | 
| Fanazavàna teny frantsay | 
47 (mis pour mangidifara : nom des plantes dont on ne perçoit l'amertume qu'au bout d'un certain temps) Polygala greveana Baill. (Polygalaceae). Racine riche en saponine. [Mahafaly]
 [1.196] | 
| Voambolana | 48 Haizavamaniry | 
| Anarana ara-tsiansa | 
  | 
| Teny iditra (8/8) | 49 Farà | 
| Sokajin-teny | 50 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] | 
| Fanazavàna teny anglisy | 
51 Phurah [2.996] | 
| Fanazavàna teny frantsay | 
52 Pura [2.996] | 
| Voambolana | 53 Soratra Masina | 
| Tovy hevitra | 54pora | 
| Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 55Toko sy andininy momba Farà | 
| Fivaditsoratra | 56 fara, Farà, 57 Rafà | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03 | 
 |