|
|
|
|

Teny iditra1  Gouania    
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Haizavamaniry: antoko ara-tsiansa
Anaram-javamaniry ara-paritra 
Gouania glandulosa  4 bevory, 5 tsivory, 6 vahempisoroka, 7 voanasivory
Gouania laxiflora  8 vahifoty
Gouania lineata  9 vatomarolahy
Gouania mauritiana  10 mahavany
Gouania mauritiana subsp. aphrodes  11 bevony, 12 bevory, 13 mojongo
Gouania mauritiana subsp. pannigera  14 mahamavany, 15 mahimavany, 16 vahefisorona, 17 vahifosorona, 18 vahimavany, 19 vahipisoroky

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/04