|
|
|
|

Entry1  grika
Part of speech  2  noun or adjective
All compound words 
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Ny firenana monina any amin' ny tanin' i Gresy: Ny filozofy malaza indrindra dia ny Grika, toa an-dry Aristote, Platon, sns
Momba an' i Gresy, an' i Gresy na avy any Gresy: Anisan' ny mahavariana indrindra ny tantara grika
Anarana nomena ireo mpivaro-toaka taloha teto Madagasikara: Mamo tany amin' ny grika tany indray Rakoto
Explanations in English  5  [1.7] a Greek
Explanations in French  6  [1.8] grec
Examples  7  [2.996] Dia hoy izy: Mahay teny grika va ianao?
8  [2.270] Nianaran' i BenoĆ  ny teny latina sy grika, sady nilofosany koa ny teny frantsay.
9  [2.643] Taloha dia ny grika no nanjana-tany tany amin' ny Romana ka nanome fianarana ho azy ireo.
Vocabulary  10  Geography: countries, people
Other spellings  11  greka, girika
Analogs  12  gresy
Article  13  Randzavola: Grika ao amin' ny Baiboly

Updated on 2025/08/10