|
|
|
|

Teny iditra1  Henonia    
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Haizavamaniry: antoko ara-tsiansa
Anaram-javamaniry ara-paritra 
Henonia scoparia  4 famafa, 5 firoakosy, 6 fofotsy, 7 kafafa, 8 kifafa, 9 kifafahy, 10 kifafalahy, 11 kifafambohitra, 12 sahondro, 13 tsiavaramonina, 14 tsibolo, 15 tsimahatohantena, 16 tsobolo

Nohavaozina tamin' ny 2025/06/28