|
|
|
|

Entry1  Ikala
Part of speech  2  name (anthroponym) [Full list]
Explanations in Malagasy  3  Teny entina milaza zazavavy ka: 1) tononina mialoha ny anarany: Tsy hita ny nalehan' Ikala Soa, nefa tadiavin-dreniny izy; 2) atao eo alohana mpamaritra anarana mamingavinga ka entina maneso na manompa: Ikala adala, Ikala tsy mahita ny viliany iny! [1.1]
Explanations in English  4  a girl, a wench, a woman. It is also used for the female of animals, especially of fowls. [1.2]
5  a common name for women and girls, usually disrespectful, often used to form expressions of abuse [1.7]
Explanations in French  6  nom propre de femme; familier, souvent péjoratif; sert à former des sobriquets péjoratifs [1.8]
Examples  7  ikala Soa zandriko nanambady zanak' olona mpiavy. [2.445#]
8  nefa tsy hitan-dRafara sy ikala izay nidirany tao. [2.69#]
All compound words  9  8 combinations of this word
Vocabulary  10  Forms of Address

Anagrams  11 alika, 12 Ikala, 13 ilaka, 14 kalay, Kalay, 15 laika, 16 liaka

Updated on 2025/10/11