|
|
|
|

Entry (1/2)1  ira
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Landy voafoly voantsody, izany hoe efa nahodidina ny tolotra ka mby efa hatao amin' ny fantaka. [1.1]
4  landy, voafoly, voatsody [1.13]
Explanations in French  5  écheveau [1.13]
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Names :

Entry (2/2)14  irà
Part of speech  15  noun
Explanations in Malagasy  16  Toerana avo iavian' ny rano amin' ny renirano (mifanohitra amin' ny ava): Tany irà ilay amboadia no nisotro, ary tany ava ilay zanak' ondry, kanefa dia ilay zanak' ondry indray no nolazainy fa nandoto ny rano nosotroiny [1.1]
17  toerana avo iavian'ny rano [1.13]
Explanations in French  18  amont [1.13]
All compound words  19  2 combinations of this word
Vocabulary  20  Geography: (in general)
Synonyms  21  erà
Antonyms  22  anava, ava

Anagrams  23 ary, àry, arỳ, 24 ira, irà, 25 ray, 26 ria

Updated on 2025/10/12