|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/7) | 1 kôsy |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
3 cosse
[1.13] |
| Voambolana | 4 Fizìka |
| Kamban-teny rehetra | 5 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/7) | 6 Kosy |
| Sokajin-teny | 7 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
8 zanakalahin' i Hama (Gen. 10. 8; 1 Tant. 1. 10). Ny taranany no natao hoe "Kosita"
[1.38] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 Cush
[2.996] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 Kush
[2.996] |
| Voambolana | 11 Soratra Masina |
| Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 12 Toko sy andininy momba Kosy |
| Teny iditra (3/7) | 13 Kosy |
| Sokajin-teny | 14 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
15 razamben'i Jehody (Jer. 36. 14)
[1.38] |
| Fanazavàna teny anglisy |
16 Cushi
[2.996] |
| Fanazavàna teny frantsay |
17 Kushi
[2.996] |
| Voambolana | 18 Soratra Masina |
| Tsipelina hafa | 19 kosì |
| Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 20 Toko sy andininy momba Kosy |
| Teny iditra (4/7) | 21 Kosy |
| Sokajin-teny | 22 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
23 razan' i Zefanía mpaminany (Zef. 1. 1)
[1.38] |
| Fanazavàna teny anglisy |
24 Cushi
[2.996] |
| Fanazavàna teny frantsay |
25 Kushi
[2.996] |
| Voambolana | 26 Soratra Masina |
| Tsipelina hafa | 27 kosì |
| Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 28 Toko sy andininy momba Kosy |
| Teny iditra (5/7) | 29 Kosy |
| Sokajin-teny | 30 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
31 mpanompon'i Saoly (Sal. 7)
[1.38] |
| Fanazavàna teny anglisy |
32 Cush, a Benjaminite mentioned only in the title to Ps. 7.
33 He was probably a follower of Saul, the head of his tribe. [1.114] |
| Fanazavàna teny frantsay |
34 Kush
[2.996] |
| Voambolana | 35 Soratra Masina |
| Tsipelina hafa | 36 kosa |
| Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 37 Toko sy andininy momba Kosy |
| Teny iditra (6/7) | 38 Kosy |
| Sokajin-teny | 39 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
40 anaran' ny tany voahodidin' ny Ony Gihona, ilay ony faharoa nivoaka avy
41 tany Edena (Gen. 2. 13). Angamba tao avaratr' i Asyria izy. [1.38] |
| Fanazavàna teny anglisy |
42 Ethiopia
[2.996] |
| Fanazavàna teny frantsay |
43 Kush
[2.996] |
| Voambolana | 44 Soratra Masina |
| Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 45 Toko sy andininy momba Kosy |
| Teny iditra (7/7) | 46 Kosy |
| Sokajin-teny | 47 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
48 Nosy kely ao atsimo andrefan'i Asia Minora, tokony ho 64 km. ao
49 atsimon' i Mileto. Tao no nijanonan' i Paoly 50 vetivety tamin'ny diany nitety tany fanintelony, raha niakatra ho any Jerosalema izy ; ary 51 tonga tao izy tamin' ny harivan' ny andro 52 nanaovany ilay teny fananarana tamin'ny 53 loholon' ny Fiangonana tany Efesosy. Nijanona tao indray alina ny Apostoly sy ny 54 namany, dia nandroso tamin' ny nalehany 55 ny ampitson' iny (Asa 21. 1). Maro ny Jiosy 56 nonina tao Kosy noho ny íandrosoan' ny 57 varotra tao ; ary angamba nisy Kristiana tany 58 tamin' ny nalehan' i Paoly tao. Nalaza ny nosy 59 noho ny lamba tsara nataon' ny olona tompontany ary noho ny divay vokatry ny tany. 60 Satria eo amin' io nosy io no ifanapahan' ny 61 lalana avy any Grisia mankany Asia Minora 62 sy ny avy any Syria mankany Egypta, dia 63 nahatonga ny varotra tao ho nandroso fatratra 64 izany. Tsy fantatra na efa tafakambana ho 65 isan' ny fari-tanin' i Asia izy tamin' ny taona 66 139 B.C., na tsia ; fantatra mazava anefa fa 67 tamin' ny andron' i Aogostosy Kaisara dia 68 isan' io fari-tany io izy. Lalana anankiray 69 fandalovan'ny Jiosy ity nosy ity raha miakatra hamangy an'i Jerosalema izy (Asa 21. 70 1). Ny anarany ankehitriny dia Stanko. [1.38] |
| Fanazavàna teny anglisy |
71 Coos
[2.996] |
| Fanazavàna teny frantsay |
72 Cos
[2.996] |
| Voambolana | 73 Soratra Masina |
| Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 74 Toko sy andininy momba Kosy |
| Fivaditsoratra | 75 kiso, 76 Kosi, kôsy, Kosy, 77 soky |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27 |
|