|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 lolompo |
| Singan-teny | 2 lolo, 3 fo |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Fitanana am-po ny ratsy nataon' ny sasany amin' ny tena: Mitana lolompo / Manao an-dolompo
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
[lolom-po]
6 malice, spite
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[lolom-po]
7 rancune
[1.3] 8 rancune [1.8] |
| Voambolana | 9 Ontam-po |
| Tovy hevitra | 10 fo lentika, otripo |
| Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|