|
|
|
|

Teny iditra (1/5)1  lolo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 fasana [Bara] [1.78]
4 fasana [Masikoro] [2.606#152]

Teny iditra (2/5)5  lolo
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny malagasy  7 Araka ny finoan' ny Ntaolo: fanahin' ny olona maty mihelohelo manodidina ny velona toy ny angatra na ny matoatoa, saingy amin' ny tarehi-na lolo ary mazàna manambara zavatra na mahatonga harary [1.1]
8 an-dolo [Bara] [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  9 a ghost [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 spectre, revenant (fantôme) [1.8]
Voambolana  11  Finoana
Mpanahaka  12  angatra, 13  matoatoa
Kamban-teny rehetra  14  Fikambanana 11 amin' io teny io
Teny nalaina  15  Soratra misy io teny io

Teny iditra (3/5)16  lolo
Sokajin-teny  17  anarana
Fanazavàna teny malagasy  18 Aretinkibo mahavoa tampoka [1.1]
Voambolana  19  Fahasalamana

Teny iditra (4/5)20  lolo
Fototeny  21 lo
Sokajin-teny  22  mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  23 [duplicatif diminutif] [1.3]

Teny iditra (5/5)24  lolo
Sokajin-teny  25  anarana
Fanazavàna teny malagasy  26 Anarana ilazana amin' ny ankapobeny irao bibikely misy elatra efatra maro karazana rakotra elakelaka manify mandraraka vovobovoka ary voaravaka loko mamirapiratra [1.1]
27 lolobe, lay [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  28 a butterfly [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  29 papillon [1.8, 1.13]
Ohatra  30  Ny renintantely sy ny lolo [2.332#]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Voambolana  32  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Kamban-teny rehetra  33  Fikambanana 17 amin' io teny io
Ohabolana  34  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09