Entry (1/2) | 1 mazana |
Part of speech | 2 adjective |
Root | 3 hazana |
Explanations in Malagasy |
4 [1.78] [mazaña]
mafy [Tambahoaka]
5 [1.1] Enti-milaza tany maina be ka mafy tsy laitran' ny angady: Tsy mahavokatra ny tany mazana Sarotra atao izaitsizy: Mazana itý raharaha itý Tsy azo ifanarahana |
Explanations in French |
6 [1.3#439] dur, très sec intraitable, incorrigible |
All compound words |
|
Entry (2/2) | 9 mazàna |
Part of speech | 10 adverb [Full list] |
Explanations in Malagasy |
11 [1.78] [mazaña]
matetika [Tambahoaka, Bezanozano, Sihanaka]
12 [1.1] Matetika: Mazàna izy no mankaty ambanivohitra |
Explanations in English |
13 [1.7] frequently, usually |
Explanations in French |
14 [1.3#439] qui dit ou fait souvent: Mazàna mankaty izy (Il vient ici souvent) 15 [1.8] souvent, d'habitude |
Anagrams | 16 mazàna, mazana, 17 zamana |
Updated on 2025/09/13 |
![]() |