|
|
|
|

Entry (1/3)1  manoro
Root  2  toro
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Manondro: Iza aminareo no hanoro ahy ny lalana mankany an-tsena
Mampahafantatra, milaza: Adidinao ny manoro izay tokony hataon' ireo zaza ireo [1.1]
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
8  Imperative :
All compound words  9  4 combinations of this word

Entry (2/3)10  manoro
Root  11  noro
Part of speech  12  active verb
Explanations in Malagasy  13  Manome hafaliana [1.1]
Morphology 
14  Present :
15  Past :
16  Future :

Entry (3/3)17  manoro
Root  18  oro
Part of speech  19  active verb
Explanations in Malagasy  20  [mañoro] mandoro [Tambahoaka, Taisaka, Bara, Bezanozano, Sihanaka] [1.78]
21  [mañoro] mandoro, manimba amin'ny afo [Tanala, Tanosy] [1.78]
22  mampihina zaka iray amin'ny ôksizenina [1.13]
Explanations in French  23  mettre en combustion [1.13]
24  [mañôro] brûler, mettre le feu [Sakalava-Mayotte] [1.405]
Morphology 
25  Present :
26  Past :
27  Future :
Synonyms  28  mioro

Anagrams  29 manoro, 30 morano, 31 morona

Updated on 2025/10/08