|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 maloka |
| Fototeny | 2 aloka |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Misy aloka, tsy azon' ny hainandro: Eto mipetraka fa eto no maloka
5 Manjombona, be rahona: Maloka ny andro [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 cloudy, dark, overshadowed, lowering.
[1.2] 7 cloudy, somber [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 nuageux, sombre
[1.3, 1.8] 9 ombragé [1.3] |
| Ohatra |
10 maloka ny avaratra atsinanana.
[2.499]
11 maloka tampoka i Donga nandre ny vaovao. [2.472] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 14 malo-dohasaha |
| Teny iditra (2/3) | 15 maloka |
| Sokajin-teny | 16 tambinteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
17 mbola, aloha
[Sihanaka]
[1.78] |
| Teny iditra (3/3) | 18 Maloka |
| Sokajin-teny | 19 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny anglisy |
20 Malluch
[2.996] |
| Fanazavàna teny frantsay |
21 Malluk
[2.996] |
| Voambolana | 22 Soratra Masina |
| Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 23 Toko sy andininy momba Maloka |
| Fivaditsoratra | 24 kalamo, 25 lakamo, 26 lamako, 27 lamòka, lamoka, 28 malako, maloka, Maloka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27 |
|