|
|
|
|

Teny iditra (1/5)1  -bina
Sokajin-teny  2  endritenin' ny hoe vina

Teny iditra (2/5)3  bina
Sokajin-teny  4  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  5 milaza fivontosana, fibontsinana [1.1]
Sampanteny 
Anarana :
Mpamaritra :
Tovy hevitra  8 binabina, binabinaka, binaka

Teny iditra (3/5)9  bina
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny anglisy  11 the name of an insect [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  12 nom d'un insecte [1.3#81]
Voambolana  13  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina

Teny iditra (4/5)14  Bina
Sokajin-teny  15  anarana hita ao amin' ny ohabolana [Fitanisana]
Ohatra  16  Tsy niteny kelikely Bina. [2.499]
17  Niandrandra nijery an'i Bina izy. [2.314]

Teny iditra (5/5)18  Bina
Singan-teny  19 Bina
Sokajin-teny  20  anarana (lohatenin' boky) [Fitanisana]
Voambolana  21  Haisoratra: boky
Mpanoratra  22 Rajaonarivelo Auguste
Mpanonta printy  23  Imprimerie de l' Imerina. 1933.
24  Trano Printy Fiangonana Loterana Malagasy. 1957.
25  Trano Printy Fiangonana Loterana Malagasy. 1971.
26  Trano Printy Fiangonana Loterana Malagasy. 1993. Haavony: 21cm. Ambainy: 13,5cm. Takila: 118.

Fivaditsoratra  27 Banì, 28 Bany, Bina, bina, 29 Naby

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27