|
|
|
|

Teny iditra1  Marsdenia    
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Haizavamaniry: antoko ara-tsiansa
Anaram-javamaniry ara-paritra 
Marsdenia cordifolia  4 kapila
Marsdenia cryptostemma  5 tsitandrotandroka, 6 vanohiaka
Marsdenia sp.  7 takaboka
Marsdenia truncata  8 vahitsianga
Marsdenia verrucosa  9 berabohy, 10 beraboka, 11 boka, 12 bokabe, 13 bokalahy, 14 haboka, 15 tsingovio
Marsdenia vohiborensis  16 vahinkaboka, 17 vahinonoka

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/03