|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 Menarahaka |
| Singan-teny | 2 mena, 3 rahaka |
| Sokajin-teny | 4 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Renirano. 180 km.
[3.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 Affluent de la Mananara du Sud (180 km.),
7 qui prend sa source 8 sur le versant ouest de l'Andringitra du Sud, à Lamboany, 9 descend vers le sud-ouest et se joint aux eaux de 10 l'Ionaivo 11 et de l'Itomampy 12 venues du massif du Vohimainty, pour former 13 la Mananara; par sa direction est-sud-est, elle peut être 14 considérée comme l'origine de la Mananara. [1.11] |
| Ohatra |
15 Niala tany Inongy Andriamena ka nifindra tao Ranomena, renirano sampan' i menarahaka ao
[2.508#]
16 Io ony io dia « menarahaka », izay mandeha avaratra sy andrefana ary atsimon ' Ivohibe, ka miditra ao atsimon' i Vangaindrano « Mananara » no anarany rehefa tonga any. [1.353#] |
| Voambolana | 17 Haitoetany: renirano, farihy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/20 |
|