|
|
|
|

Teny iditra (1/7)1  mena-
Sokajin-teny  2  endritenin' ny hoe menaka
Ohatra  3  Ny henan-kisoa sy ny zavatra misy mena-kisoa dia tsy azo entina ao, ary na dia miteny fotsiny ny hoe: "kisoa" aza dia tsy azo atao ao [2.588#113]
4  dia nandray mena-dronono sy ronono mbamin' ilay zanak' omby efa nandrahoina izy, ary narosony izany teo anoloan' izy ireo [2.996#1.19.23]

Teny iditra (2/7)5  mena-
Sokajin-teny  6  endritenin' ny hoe menatra

Teny iditra (3/7)7  mena
Sokajin-teny  8  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  9 Sora-javatra na volon-doko manahatahaka ny an' ny ra na ny afo: Akanjo mena no nanaovany ka toa voamarik' ilay omby izy ka nenjehiny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 red [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 rouge [1.3, 1.8]
Ohatra  12  Tranon-drafodilahy trano mena! [2.69]
13  Zavatra mena aby, ka tsy fantatra: [2.298]
14  Kibobo sy menamaso ka no hatahotra maso mena? [2.558]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Renianarana 
Anarana iray reny 
Kamban-teny rehetra  123  Fikambanana 184 amin' io teny io
Ohabolana  124  Ohabolana misy io teny io
Tsanganana sy sary iray takila  125  Ny Loko

Teny iditra (4/7)126  mena
Sokajin-teny  127  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  128 tezitra [Bara] [1.78]
129 Tezitra: Mena ny anao lahy raha vao nahare izay teny izay ha tafatsangana' ndeha hamely [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  130 emporté, rouge de colère, qui rougit de honte [1.3]

Teny iditra (5/7)131  mena
Sokajin-teny  132  mpamaritra
Voambolana  133  Toe-karena: fiompiana
Tsanganana sy sary iray takila  134  Soratr' omby
Sary 

Teny iditra (6/7)135  meña
Sokajin-teny  136  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  137 mankany ... [Taisaka] [1.78]

Teny iditra (7/7)138  mena    
Sokajin-teny  139  endritenin' ny hoe mener
Ohatra  140  Il mena à bonne fin cette affaire (Nasehaka izany raharaha izany izy) [1.3]
141  Il mena les boeufs aux champs (Nanatitra ny omby ho any an-tsaha izy) [1.3]

Fivaditsoratra  142 mane, meña, mena

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27