Entry (1/2) | 1 mitsikia |
Root | 2 tsiky |
Part of speech | 3 imperative of active verb mitsiky [Full list] |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] |
Explanations in French |
5 [1.3] |
Entry (2/2) | 6 Mitsikia! |
Elementary words | 7 mitsikia |
Part of speech | 8 name (poem title) [Full list] |
Vocabulary | 9 Literature: poems |
Author |
10 Andriamanantena Georges |
Full text |
11 Mitsikia! Miràna endrika! 12 K'aza odiana re akory ny fanetoky ny fery 13 ao anatinao, ry foko! Pero aza ny fisento 14 tsy hipololotra intsony, ka ny masonao mijery 15 Hatanjaho tsy ho rendrika ! 16 F'efa hatrany am-piandohana 17 no nazava taminao fa ny volana handalo 18 ary hanintsana ny felany aorian'ny famololony; 19 ny lohataona dia ho lasa… ny valiha hitsaha-kalo; 20 ary tahaka izany koa ny fitiavana natolony: 21 Tsiro manam-piafarana. 22 Ny fahendrena ve? Fantaro! 23 Minia mitsiky raha ory. Minia mifaly raha tomany. 24 Ny ranomaso atelomy na mangeja sy mandifotra 25 fa hanjary " perla " izy, toy ny fasika mavany 26 nokobonin-taona maro tao an-kibon'ito sifotra. 27 Ny toloko, atsaharo! |
Anagrams | 28 masikity, 29 masitiky, 30 misitaky, 31 mitsikia, Mitsikia! |
Updated on 2025/10/12 |
![]() |