Entry (1/2) | 1 mpitsara |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 tsara |
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
6 [1.1] Mpiasam-panjakana manam-pahaizana manokana momba ny lalà na atao mpandinika sy mpilaza izay manana ny rariny sy meloka amin' ny olona roa mifampitory, na amin' ny ady isan-karazany (ady madio, ady heloka) |
Explanations in English |
7 [1.7] a judge |
Explanations in French |
8 [1.8] juge |
Examples |
9 [2.324#] Velona eritreritra fatratra ny Résident, ka nampiantso ny mpitsara mpanampy azy hidinihany izay hatao. 10 [1.123#] dia manam-pahefana ny mpitsara haniraka olona ho any aminy haka izay teniny hamalian' ilay mpiady aminy. |
Article |
11 Randzavola: mpitsara ao amin' ny Baiboly |
Entry (2/2) | 12 Mpitsara |
Part of speech | 13 name (biblical book) |
Explanations in English |
14 [2.996] Judges: one of the books of the Bible |
Explanations in French |
15 [2.996] Juges: un des livres de la Bible |
Vocabulary |
16 Holy Scriptures |
Article |
17 Randzavola: Bokin' ny Mpitsara ao amin' ny Baiboly |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |