|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/5) | 1 tsara |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Mahafinaritra jerena: Tsara izany raha trano
4 Manana toetra maha-izy azy: Fanjaitra tsara 5 Manana toetra takin' ny raharahany, mahafatra-po: Mpampianatra tsara; renim-pianakaviana tsara 6 Manana ny toetra ilaina ara-pitondran-tena; tsy misy hokianina: Olona tsara Rakoto 7 Vita tomombana ka mahatonga higàga; kanto: Tsara izay lahateny nataon-dRakoto izay! 8 Soa, mahasoa: Tsara ny hevitra nomeny ahy 9 Mahomby, mahasoa, misy vokany: Fanafody tsara; famaizana tsara 10 Mety: Tsara ny mangina raha misy miteny [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
11 good; well
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
12 bon
[1.3#753, 1.8] 13 qui a de bonnes qualités, beau [1.3#753] 14 bien [1.8] |
| Ohatra |
15 Dia nivady nifanara-draharaha tsara Andrianarisaina sy Rafotsiarifanahy, fa nitovy saina.
[2.293]
|
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Tohi-kevitra | 36 ratsy |
| Kamban-teny rehetra | 37 Fikambanana 97 amin' io teny io |
| Ohabolana | 38 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/5) | 39 tsarà |
| Sokajin-teny | 40 filaza mandidin' ny mpamaritra [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny frantsay |
41 soyez bon
[1.3] |
| Kamban-teny rehetra | 42 Fikambanana 4 amin' io teny io |
| Teny iditra (3/5) | 43 tsara |
| Sokajin-teny | 44 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
45 Fanaovana izay hahafantarana ny marina, ny rariny; famakafakana sy fandanjalanjana atao mba hanavahana ny marina sy ny diso, ny tsara sy ny ratsy; fanapahana, fanelanelanana amin' ny olona miady.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
46 jugement
[1.3#753] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 50 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Teny iditra (4/5) | 51 tsara |
| Sokajin-teny | 52 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
53 teny, resaka
[Bara]
[1.78] |
| Sampanteny |
|
| Mpanahaka | 55 fototsara, 56 marotsara |
| Kamban-teny rehetra | 57 mamaky tsara |
| Teny iditra (5/5) | 58 tsara |
| Sokajin-teny | 59 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
60 (sens général : bon, beau). Arbre à bois gris, peu durable, se détériorant à l'humidité. On en fait cependant des planches. Non identifié.
[Bezanozano]
[1.196] |
| Voambolana | 61 Haizavamaniry |
| Fivaditsoratra | 62 satra, 63 tarsa, tsarà, tsara |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|