|
|
|
|

Entry (1/2)1  ohabolana
Part of speech  2  noun
Elementary words  3  ohatra, volana
All compound words  4  13 words containing ohabolana
Explanations in Malagasy  5  [1.1] Teny atao amin' ohatra hilazana hevitra: oh. Vivy nanitrika ka bongo mason' ny nahiny, izay ilazana an' ohatra ny olona voan' ny nataony ihany. (jereo fitenenana)
Explanations in English  6  [1.2, 1.7] a proverb
7  [1.2] an adage, a trite saying
Explanations in French  8  [1.8] proverbe
Examples  9  [2.48] dia izany no nahatonga ny ohabolana hoe Antananarivo no mafana trano ka i Vakiniiidiana no solo tanora.
Vocabulary  10  Literature: (in general)
Synonyms  11  fitenenana
Tables and plates  12  PROVERBS
Illustrations 
13  14  15 
16  17  18 
19 

Entry (2/2)20  Ohabolana
Part of speech  21  name (biblical book)
Elementary words  22  ohabolana
Explanations in Malagasy  23  [1.38] Randzavola: Ohabolana amin' ny Baiboly
Explanations in English  24  [2.996] Proverbs: one of the books of the Bible
Explanations in French  25  [2.996] Proverbes: un des livres de la Bible
Vocabulary  26  Holy Scriptures

Anagrams  27  hobalanao, ohabolana

Updated on 2025/08/10