|
|
|
|

Teny iditra1  olon-kova be
Singan-teny  2 olona, 3 hova, 4 be
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 enti-milaza olona tsotsotra, tsy mandà izay omena sy ampanaovina azy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 good-natured, kind, mild. See olom-be. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [olon-kovabe] 8 bonasse, qui prend tout en bonne part [1.3]
Tovy hevitra  9 olon-kova

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11