Entry | 1 resena |
Part of speech | 2 passive verb |
Root | 3 resy |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Iadiana, tsindriana, toherina, atao resy: Reseo ny hakamoana ~ Tokony horesena ny hatezerana |
Explanations in English |
9 [1.7] to be defeated, to be conquered |
Explanations in French |
10 [1.8] qu'on bat, qu'on conquérit |
Examples |
11 [2.470] Miketriketrika ny ranom-pary resena ireo vilany tany lehibe misarona halan-jozoro. |
Proverbs | 12 Proverbs containing the word resena |
Anagrams | 13 resena, serena |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |