|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  resy
Sokajin-teny  2  matoanteny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Voa tamin' ny ady na lalao fifaninanana: Resin' ny Fortior ny mpanao baolina avy tany Lesotho
4 Maty (loka): Resy tamin' ny loka Rabe ka niozonozona tsy hamerina intsony
5 Tsy nahazo rariny tamin' ny ady amin' ny fitsarana: Resy tamin' ilay ady lova Rakoto ka tsy manana na inona na inona intsony izao
6 Tsy mahatohitra: Resin' alahelo izy
7 Maty antoka: Alaovy ho anao valopolo io akoho io fa resy aho raha latsaka izany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 defeated conquered, overcome [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 battu, conquis [1.8]
10 vaincu, qui a perdu sa valeur [1.196]
Ohatra  11  Maty Ratsimive ary resy ny tafiny. [2.508#277]
12  Hoy aho nandraiki-dresy tsy fidiny. [2.944]
13  Ho resy miandalana ny andro mahory! [1.267]
Haiendriteny 
14  Tovonana :
15  Ny ankehitriny :
16  Ny lasa :
17  Ny hoavy :
18  Filaza mandidy :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Mpanahaka  30  ambaka noho, 31  latsaka ambany noho, 32  mandray sanga, 33  mangataka ranomandry, 34  maty an-daharana, 35  miamboho lahy, 36  mifori-drambo, 37  milavo lefona, 38  Resy tosika, 39  resy tsy miady, 40  sendra tolona tsy omby tratra, 41  tsy mahaleo, 42  tsy mahasehaka, 43  tsy mahatohitra, 44  tsy mahazo an-tsahala, 45  tsy mahovoka, 46  voasongona, 47  voatosika
Fikambanana  48  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 19 misy ny teny how resy

Teny iditra (2/2) 49  resy
Sokajin-teny  50  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  51 [Antesaka+Tanosy] noana [1.78]

Fivaditsoratra  resy, 52 sery

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22