|
|
|
|

Teny iditra (1/5)1  saba
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  3 se hâter, s'empresser: Saba ty fia reo lafa mahita ty aofa eñe (Les poissons se précipitent quand ils voient l’appât) [Vezo] [1.68]
Sampanteny 
Anarana :
Mpamaritra :

Teny iditra (2/5)6  saba
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny malagasy  8 vilany vy fandrahoam-bary [Tanala] [1.78]
9 Vilany be vava boribory fandrahoana vary [1.1]

Teny iditra (3/5)10  saba
Sokajin-teny  11  anarana
Fanazavàna teny malagasy  12 varahina, firaka [Taisaka] [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  13 cuivre [Taisaka] [1.82]
14 bronze, cuivre: Sajoa saba (Cruche en cuivre) [Vezo] [1.68]
15 alliage de cuivre [1.13]
Voambolana  16  Simia
Kamban-teny rehetra  17  Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (4/5)18  Saba    
Sokajin-teny  19  anarana
Voambolana  20  Haizavamaniry: antoko ara-tsiansa
Anaram-javamaniry ara-paritra 
Saba comorensis  21 vandribanga

Teny iditra (5/5)22  Sabà
Sokajin-teny  23  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  24 Sheba [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  25 Sheba [2.996]
Ohatra  26  nanantena azy ny mpandeha avy any saba. [2.996]
Voambolana  27  Soratra Masina
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  28 Toko sy andininy momba Sabà
Lahatsoratra  29 Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: Sabà

Fivaditsoratra  30 Basa, Sabà, saba

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27