|
|
|
|

Entry (1/2)1  salamo
Part of speech  2  noun
Explanations in English  3  a psalm [1.2#543]
Explanations in French  4  psaume [1.3#565]
Morphology 
5  Simple :
6  Prefixed :

Entry (2/2)7  Salamo
Part of speech  8  name (biblical book)
Explanations in Malagasy  9  Ny anaran' ity boky ity amin' ny fiteny hebreo dia Tehillim, izany hoe "fihirana", na Sepher Tehillim, izany how "Bokin' ny Fihirana". Ny hevitra mifono ao anaty io teny hebreo io dia "fiderana" ; ary nofidina ho anaran' ny boky izany, satria ny ankabeazan' ny teny ao anatiny dia "fiderana an' Andriamanitra". [1.38#863]
10  anaran' ny boky iray ao amin' ny baiboly, izay mirakitra tononkira samihafa fiderana an' Andriamanitra, miisa dimampolo amby zato [1.1#855]
Explanations in English  11  Psalms: one of the books of the Bible [2.996]
Explanations in French  12  Psaumes: un des livres de la Bible [2.996]
Vocabulary  13  Holy Scriptures
Article  14  Randzavola: Bokin' ny Salamo ao amin' ny Baiboly

Anagrams  15 malaso, 16 Salamo, salamo, 17 Saloma, 18 somala

Updated on 2025/10/12