|
|
|
|

Teny iditra1  sarobidy
Singan-teny  2 sarotra, 3 vidy
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 zava-dafo sy be vidy, lafo tsy ahitana betsaka, ambony vidy, tsy fahita matetika: Metaly sarobidy ny volamena
6 Lehibe, mamy indrindra: Sarobidy amiko ny fifankatiavantsika [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [saro-bidy] 7 cher, précieux [1.3]
Ohatra  8  sarobidy loatra izany, ka amin' izay nahazo ny tahon' afokasoka iray dia novakiana roa tamin' ny paingotra dantelina mba hisy indroa mandrehitra. [2.472]
Tsipelina hafa  9 saro-bidy
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02