|
|
|
|

Teny iditra (1/5)1  sarona
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Zavatra atao eo ambony zavatra iray hafa mba hanakonana tsy ho hita an' izay ao anatiny: Aiza ny saron' ity tavy ity?
4 Zavatra toy ny lamba atao handrakofana ny loba, ny tava: Saron-doha ~ Nanao saron-tava ilay mpangalatra ka tsy aisy nahafontatra azy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 a cover, a lid [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 couvercle, couverture [1.8]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  25  Fikambanana 6 amin' io teny io
Ohabolana  26  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/5)27  sarona
Sokajin-teny  28  anarana
Fanazavàna teny frantsay  29 (toute l'île ; mais prononcé saro dans l'Ouest et le Sud). Sens général : enveloppe, voile, etc. En ce qui concerne les plantes : ce qui enveloppe un fruit ; involucre ou calice accrescent. En thérapeutique : grands enveloppements ; emplâtres souvent à base de plantes fraîches écrasées (Voir aussi saro). [1.196]
Voambolana  30  Haizavamaniry

Teny iditra (3/5)31  sarona
Sokajin-teny  32  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  33 Tra-tehaka na voahodidina tsy afa-mikofoka handositra: Sarona tao anaty lohasaha ny fahavalo [1.1]

Teny iditra (4/5)34  Sarôna
Sokajin-teny  35  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  36 Saron [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  37 Saron [2.996]
Voambolana  38  Soratra Masina
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  39 Toko sy andininy momba Sarôna

Teny iditra (5/5)40  Sarona
Sokajin-teny  41  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  42 Sharonite [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  43 Sarôn [2.996]
Voambolana  44  Soratra Masina
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  45 Toko sy andininy momba Sarona

Fivaditsoratra  46 rosana, Sarôna, sarona, Sarona

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27