| Entry | ![]() |
manarona (sarona) | ||||
| Part of speech | active verb | |||||
| Malagasy definition | Manafina: Misy rahona manarona ny mas [...] ¶ Mandrakotra: Manarona harona ~ Manaro [...] ¶ Manodidina: Nanarona ny fahavalo ny m [...] [full text in Rajemisa 1985] | |||||
| English translation | To cover; to conceal [Hallanger 1973] | |||||
| French translation | Couvrir; cacher [Hallanger 1974] | |||||
| Morphology |
| |||||
| Compounds |
| |||||
| Examples | Kasikety fotsy no teny an-dohany ka manarona ilay lelakomby eo an-tampon-kandriny; [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 171] Haizina azo tsapana no manarona ny ranomasina sy izay ao aminy. [Andriamalala: Ranomasina, page 12] | |||||
| Entry | ![]() |
manarĂ²na (sarona) | ||||
| Part of speech | imperative of active verb "manarona" | |||||
| Updated on 2013/03/21 |
|