|
|
|
|

Teny iditra1 taim-by
Singan-teny  2tay, 3vy
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 ilazana ny harafesina na tain-drendrika avy amin' ny vy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 iron slag, scoria [1.2]
7 scoria, slag [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 scorie [1.5, 1.8]
9 scories de fer [1.14]
10 [taimby] limaille de fer [1.13]
Ohatra  11 Nahoana no samy mpanefy ka hifampidera taimby? [2.436#]
Voambolana  12 Taozava-baventy
Ohabolana  13 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  14 mibaty, 15 taim-by

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02