|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  te-
Sokajin-teny  2  kianteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 Fanafohezana ny "Tia", izay apetraka eo alohan' ny matoanteny milaza fanirianahanao ilay asa lazain' ny matoanteny, ka ny ta no ampiasaina raha manomboka amin' ny Ha ny milaza ny ho avin' ilay matoanteny ary ny Te raha manomboka amin' ny i: Ta hatory, Te hisotro, Te hody [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 a contraction of the verb Tia, which is joined to verbs in the future tense, as: te-hijery: to wish to look [1.2]
5 prefix, a contraction of tia, to love; used before other verbs, as :
6 te-hijery: to want to look [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 préfixe, abréviation de tia, aimer; se met devant le futur des verbes; ex.:
8 te-hijery: vouloir regarder [1.8]
Haiendriteny 
9  Tsotra :
Mpanahaka  10  ta, 11  ti

Teny iditra (2/3)12  te    
Sokajin-teny  13  mpisolo anarana [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  14 ise, ialahy; indry, indriako, itena: va, je ne te hais point, ndeha, tsy halako akory ise [1.66]

Teny iditra (3/3)15  Te    
Sokajin-teny  16  anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy  17 Singa mivaingana, faha-52 amin'ny
18 fisokajiana miherina. [3.1]
Fanazavàna teny anglisy  19 Tellurium. [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  20 Tellure. [3.1]
Voambolana  21  Simia
Tsanganana sy sary iray takila  22  Fisokajiana miherina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/20