|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 Tompomenakely |
| Singan-teny | 2 tompo, 3 mena, 4 kely |
| Sokajin-teny | 5 anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 Andriana napetraky ny mpanjaka amin' ny menakely na tany tsy iadidiany mivantana
[1.1] 7 olona nitokisan'ny mpanjaka nomeny fahefana hiadidy faritra iray [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 suzerain, seigneur féodal
[1.13] |
| Voambolana | 9 Pôlitika |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|