|
|
|
|

Teny iditra1  tsipipanohizana
Singan-teny  2 tsipika, 3 fanohizana
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Misy roa ny fomba famonoana tarehintsoratra na vaninteny tsy voalaza raha manoratra, dia ny solonjanatsoratra
6 sy ny tsipipanohizana. Ny tsipipanohizana ( - ) dia ampiasaina raha misy teny roa mifanarakaraka ka miantomboka amin' ny
7 renisoratra ilay faharoa, ary amin' ilay voalohany misy vaninteny iray maty: "ka", na "tra", na ny tarehin-tsoratra "a"
8 amin' ny "na". Ohatra:
9 lavaka trandraka = lava-trandraka ~ folaka roa = fola-droa ~ sampina havanana = sampin-kavanana [1.146#21]
Fanazavàna teny anglisy  10 hyphen [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  [tsipi-panohizana] 11 trait d'union [1.8, 1.13, 1.66#931]
Voambolana  12  Haiteny
Tsanganana sy sary iray takila  13  Mari-tsoratra sy marika hafa

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17