|
|
|
|

Teny iditra1  solonjanatsoratra
Singan-teny  2 solo, 3 zanaka, 4 soratra
Sokajin-teny  5  anarana
Fanazavàna teny malagasy  6 Misy roa ny fomba famonoana tarehintsoratra na vaninteny tsy voalaza raha manoratra, dia ny solonjanatsoratra
7 sy ny tsipipanohizana. Ny solonjanatsoratra ( ' ) dia ampiasaina raha misy teny roa mifanarakaraka ka miantomboka amin' ny
8 zanatsoratra ilay faharoa ary milaka fa tompon' ilay zavatra voalazan' ny teny voalohany na mpanao asa lazainy. Ohatra:
9 toetra andro = toetr' andro ~ ilaina ny olombelona = ilain' ny olombelona. [1.146#21]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17