|
|
|
|

Teny iditra1  UNESCO    
Sokajin-teny  2  anarana (fanafohezanteny) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 Teny anglisy nohafohezina io "UNESCO" io ka toy izao ny teny ao:
4 United Nations Educational
5 Scientific and Cultural Organization,
6 izay midika amin'ny teny malagasy hoe:
7 Sampan'ny Firenena Mikambana miandraikitra ny Fampandrosoana ny
8 Fanabeazana, ny Siansa ary ny Haren-tsaina. [2.289]
Voambolana  9  Fikambanana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/20