|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  triotrio
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 anaram-boronkely fotsy tratra sy lava rambo mpipetraka eny an-tafontrano sy eny an-tokotany rehetra eny: K'aja manoñon-tena koa triotrio an-tafontrano sy eny an-tokotany rehetra eny [Tanala] [1.78]
4 Anaran-kafa ilazana ny fandiafasika [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 bergeronnette [1.54]
Ohatra  6  hoy ny navalin' ny triotrio ny domohina. [2.445]
Voambolana  7  Haibiby: vorona
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)9  Triotrio
Zana-dohateny  10  Boky famakian-teny (taona fahadimy)
Singan-teny  11 triotrio
Sokajin-teny  12  anarana (lohatenin' boky) [Fitanisana]
Voambolana  13  Fianarana
Mpanoratra  14 Razafintsalama-Rabenjamina Lucie
Mpanonta printy  1979. Takila: 221.
Lahatsoratra  16 

Fivaditsoratra  17 itrotroy, 18 toritory, triotrio, Triotrio

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/26