|
|
|
|

Teny iditra1  abilimborona
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 anaran-kafa ilazana ny toloho [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 [vorona, a bird.] A name given to the bird toloho. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5 nom d'une espèce d'oiseau. § tolòho. [Tankarana] [1.19]
Voambolana  6  Haibiby: vorona
Mpanahaka  7  kankafotra, 8  toloho

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12